Frère Andriambahoaka Omar Genao Patrick 2022 – Actuellement

Frère Andriambahoaka Omar Genao Patrick 2022 – Actuellement

E.S.C.A (Ecole Sacré-Cœur ANTANIMENA)

Hatrany am-boalohany dia teo Andriamanitra fitiavana. Nandefa ny zanany hitondra famonjena ho antsika zanak’olombelona izy. Hatramin’ny 1932 dia niboiboika toa rano velona ny fahasoavana sesehena nentin’ny sekoly amin’ny alalan’ny fanabeazana feno omena ny ankizy sy ny tanora.